Leonid Kuchma: Fahasamihafan'ny versiona
Apparence
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
(Versiona mielanelana tsy miseho iray nataon'ilay mpikambana) | |||
Andalana faha-13: | Andalana faha-13: | ||
[[File:Leonid Kuchma.jpg|thumb]] |
[[File:Leonid Kuchma.jpg|thumb]] |
||
I '''Leonid Danylovych Kuchma''' dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana [[Okraina|okrainiana]], teraka tamin' ny 9 Aogositra 1938 tao Chaykin (faritra Novhorod-Siverskyi, ôblastan' i Chernihiv). Atao hoe Леонід Данилович Кучма izy amin' ny [[Fiteny okrainiana|teny okrainiana]]. Injeniera ny asany, mpikambana ao amin' ny Antoko Kômonista tao amin' ny [[Firaisan' ny Repoblika Sôsialista Sôvietika|Firaisana Sôvietika]] izy nanomboka tamin' ny taona 1960 ka hatramin' ny 1991, avy eo tsy miankina. Tia Rosiana izy. Praiminisitra okrainiana izy nanomboka tamin' ny taona 1992 ka hatramin' ny 1993 ary filoham-pirenena nanomboka tamin' ny taona 1994 ka hatramin' ny 2005. Avy eo izy dia nandray anjara tamin' ny fanelanelanana tamin' ny Ady tao Donbass. |
|||
I '''Leonid Kuchma''' dia mpanao pôlitika [[Okraina|okrainiana]], teraka tamin' ny 9 Aogositra 1938. |
|||
== Jereo koa == |
== Jereo koa == |
||
* [[Biôgrafia]] |
* [[Biôgrafia]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Jolay 2024 à 19:12
Leonid Kuchma | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Leonid Kuchma | ||
Teraka | 9 Aogositra 1938 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Okraina | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
I Leonid Danylovych Kuchma dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana okrainiana, teraka tamin' ny 9 Aogositra 1938 tao Chaykin (faritra Novhorod-Siverskyi, ôblastan' i Chernihiv). Atao hoe Леонід Данилович Кучма izy amin' ny teny okrainiana. Injeniera ny asany, mpikambana ao amin' ny Antoko Kômonista tao amin' ny Firaisana Sôvietika izy nanomboka tamin' ny taona 1960 ka hatramin' ny 1991, avy eo tsy miankina. Tia Rosiana izy. Praiminisitra okrainiana izy nanomboka tamin' ny taona 1992 ka hatramin' ny 1993 ary filoham-pirenena nanomboka tamin' ny taona 1994 ka hatramin' ny 2005. Avy eo izy dia nandray anjara tamin' ny fanelanelanana tamin' ny Ady tao Donbass.
Jereo koa
Rohy ivelany
- Ao amin'i Freebase: [1]