Leonid Kuchma: Fahasamihafan'ny versiona
Apparence
Contenu supprimé Contenu ajouté
k pejy vaovao, lehibe noho ny teo aloha |
kAucun résumé des modifications |
||
(Tsy maneho ny versiona an'elanelany 7 nataom-pikambana 4) | |||
Andalana faha-8: | Andalana faha-8: | ||
|asa= |
|asa= |
||
* [[mpanao politika]] |
* [[mpanao politika okrainiana]] |
||
|taona niasàna= |
|taona niasàna= |
||
}} |
}} |
||
[[File:Leonid Kuchma.jpg|thumb]] |
|||
'''Leonid Kuchma''' dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i [[Okraina]] teraka ny 9 Aogositra 1938 |
|||
I '''Leonid Danylovych Kuchma''' dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana [[Okraina|okrainiana]], teraka tamin' ny 9 Aogositra 1938 tao Chaykin (faritra Novhorod-Siverskyi, ôblastan' i Chernihiv). Atao hoe Леонід Данилович Кучма izy amin' ny [[Fiteny okrainiana|teny okrainiana]]. Injeniera ny asany, mpikambana ao amin' ny Antoko Kômonista tao amin' ny [[Firaisan' ny Repoblika Sôsialista Sôvietika|Firaisana Sôvietika]] izy nanomboka tamin' ny taona 1960 ka hatramin' ny 1991, avy eo tsy miankina. Tia Rosiana izy. Praiminisitra okrainiana izy nanomboka tamin' ny taona 1992 ka hatramin' ny 1993 ary filoham-pirenena nanomboka tamin' ny taona 1994 ka hatramin' ny 2005. Avy eo izy dia nandray anjara tamin' ny fanelanelanana tamin' ny Ady tao Donbass. |
|||
== Jereo koa == |
== Jereo koa == |
||
* [[Biôgrafia]] |
* [[Biôgrafia]] |
||
Andalana faha-20: | Andalana faha-23: | ||
[[sokajy:Biôgrafia]] |
[[sokajy:Biôgrafia]] |
||
{{vangovango}} |
{{vangovango}} |
||
[[sokajy:mpanao politika]] |
[[sokajy:mpanao politika okrainiana]] |
||
[[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1938]] |
[[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1938]] |
||
[[Sokajy:Filohan'i Okraina]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Jolay 2024 à 19:12
Leonid Kuchma | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Leonid Kuchma | ||
Teraka | 9 Aogositra 1938 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Okraina | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
I Leonid Danylovych Kuchma dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana okrainiana, teraka tamin' ny 9 Aogositra 1938 tao Chaykin (faritra Novhorod-Siverskyi, ôblastan' i Chernihiv). Atao hoe Леонід Данилович Кучма izy amin' ny teny okrainiana. Injeniera ny asany, mpikambana ao amin' ny Antoko Kômonista tao amin' ny Firaisana Sôvietika izy nanomboka tamin' ny taona 1960 ka hatramin' ny 1991, avy eo tsy miankina. Tia Rosiana izy. Praiminisitra okrainiana izy nanomboka tamin' ny taona 1992 ka hatramin' ny 1993 ary filoham-pirenena nanomboka tamin' ny taona 1994 ka hatramin' ny 2005. Avy eo izy dia nandray anjara tamin' ny fanelanelanana tamin' ny Ady tao Donbass.
Jereo koa
Rohy ivelany
- Ao amin'i Freebase: [1]