[go: nahoru, domu]

Aller au contenu

Leonid Kuchma: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Sokajy:Filohan'i Okraina
Aucun résumé des modifications
 
(Tsy maneho ny versiona an'elanelany 4 nataom-pikambana tokana)
Andalana faha-13: Andalana faha-13:
[[File:Leonid Kuchma.jpg|thumb]]
[[File:Leonid Kuchma.jpg|thumb]]


I '''Leonid Danylovych Kuchma''' dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana [[Okraina|okrainiana]], teraka tamin' ny 9 Aogositra 1938 tao Chaykin (faritra Novhorod-Siverskyi, ôblastan' i Chernihiv). Atao hoe Леонід Данилович Кучма izy amin' ny [[Fiteny okrainiana|teny okrainiana]]. Injeniera ny asany, mpikambana ao amin' ny Antoko Kômonista tao amin' ny [[Firaisan' ny Repoblika Sôsialista Sôvietika|Firaisana Sôvietika]] izy nanomboka tamin' ny taona 1960 ka hatramin' ny 1991, avy eo tsy miankina. Tia Rosiana izy. Praiminisitra okrainiana izy nanomboka tamin' ny taona 1992 ka hatramin' ny 1993 ary filoham-pirenena nanomboka tamin' ny taona 1994 ka hatramin' ny 2005. Avy eo izy dia nandray anjara tamin' ny fanelanelanana tamin' ny Ady tao Donbass.
'''Leonid Kuchma''' dia mpanao politika mizaka okrainiana ny zom-pirenen'i {{Okraina}} teraka ny 9 Aogositra 1938

== Jereo koa ==
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]
* [[Biôgrafia]]
Andalana faha-25: Andalana faha-26:
[[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1938]]
[[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1938]]
[[Sokajy:Filohan'i Okraina]]
[[Sokajy:Filohan'i Okraina]]
[[Sokajy:Praiminisitra (Okraina)]]

Endrika tamin'ity 16 Aogositra 2024 à 17:02 ity

Leonid Kuchma
Ankapobeny
Anarana Leonid Kuchma
Teraka 9 Aogositra 1938
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Okraina
Asa :
Fiainana manokana

I Leonid Danylovych Kuchma dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana okrainiana, teraka tamin' ny 9 Aogositra 1938 tao Chaykin (faritra Novhorod-Siverskyi, ôblastan' i Chernihiv). Atao hoe Леонід Данилович Кучма izy amin' ny teny okrainiana. Injeniera ny asany, mpikambana ao amin' ny Antoko Kômonista tao amin' ny Firaisana Sôvietika izy nanomboka tamin' ny taona 1960 ka hatramin' ny 1991, avy eo tsy miankina. Tia Rosiana izy. Praiminisitra okrainiana izy nanomboka tamin' ny taona 1992 ka hatramin' ny 1993 ary filoham-pirenena nanomboka tamin' ny taona 1994 ka hatramin' ny 2005. Avy eo izy dia nandray anjara tamin' ny fanelanelanana tamin' ny Ady tao Donbass.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.