[go: nahoru, domu]

Aller au contenu

contenter

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Frantsay

[Ovay]

Matoanteny

contenter

  1. Mamelà olona iray amin'ny fanomezana azy izay andrasany avy amintsika
  2. mampitony olona
  3. manome fahafaham-po ny olona
  4. manome fahafaham-po, miresaka momba ny fahatsapana sy ny fihetseham-po

Tsiahy