Adresa
:
[go:
nahoru
,
domu
]
Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Fanomezana
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Adama (Baiboly)
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Amin'ny tetikasa hafa
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
{{infobox olona |sary= Michelangelo, Creation of Adam 03.jpg |anarana=Adama |teraka= |maty= |firenena= |mpiaraka= |asa= |taona niasàna= }} I '''Adama''', araka ny [[Baiboly]], dia ilay olona voalohany noforonin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] teto ambonin' ny tany. Izy sy ny vadiny atao hoe [[Eva]] no nitaranaka ny olombelona rehetra. Noforonina tamin' ny alalan' ny fotaka i Adama fa i Eva kosa tamin' ny taolan-tehezan' i Adama. Ny [[Fahotana|fahotan]]'izy mivady no niteraka ny fahasahiranana sy ny fahafatesan' ny olombelona. Ny fedrà momba an' i Adama sy Eva dia nivoatra tao amin' ny lovantsofin' ireo [[fivavahana abrahamika]] taty aoriana, ary ireo mpandalina Baiboly ankehitriny dia manadihady an' izany lalina. Miovaova ny fivoasana sy ny finoana momba an' i Adama sy Eva ary ny tantara momba azy ireo arakaraka ny karazam-pivavahana sy ny sampana ao anatiny == I Adama ao amin' ny jodaisma sy ny kristianisma == Ny tantaran' i Adama sy Eva no miteraka ny faharesen-dahatra fa ny olombelona rehetra dia fianakaviana iray, taranaky ny mpivady volohany sady tokana. Ny tantaran'izy ireo koa no iorenan'ny foto-pampianarana momba ny fahalavoan'ny olombelona sy ny [[fahotana tamin'ny fototra]] izay finoana manan-danja ao amin'ny fivavahana kristiana. === Ao amin' ny Baiboly hebreo === [[Sary:Lucas Cranach the Elder, Adam and Eve,1538 (Toronto).jpg|vignette|''I Adama sy i Eva'', nataon'i Lucas Cranach the Elder, 1538|244x244px]]Ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]] ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] (Gen. 1-- 5) dia misy fitantarana roa izay maneho fomba fijery roa miavaka. Ao amin'ny fitantarana voalohany i Adama sy i Eva dia tsy voatonona anarana. Miteny fotsiny Andriamanitra ao fa nanamboatra ny olombelona araka ny endrik' Andriamanitra sy nitso-drano azy ireo mba hihabetsaka sy hitandrina izay rehetra noforonin' Andriamanitra. Tsy nanan-tsiny sady tsy nahalala menatra izay ireo na dia nitanjaka aza. Ao amin' ny fitantarana faharoa dia namolavola an' i Adama vay tamin' ny vovoka Andriamanitra avy eo nametraka azy tao amin' ny saha [[Edena]]. Nilaza tamin' i Adama Andriamanitra fa afaka mihinana an-kalalahana ny voan' ny hazo rehetra ao amin' ny saha, afa-tsy ny voan' ilay hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy. Aty aoriana dia noforonina avy tamin' ny taolan-tehezan' i Adama i Eva mba hatao namany. Nisy [[bibilava]] (menarana) anefa namitaka an' i Eva ka nahatonga an' i Eva hihinana ny voan' ilay hazo voarara sady nanomezany koa i Adama vadiny. Izany fihinanana ny voan' ilay hazo voarara izany dia nahatonga azy ireo hitombo fahalalana, nefa izany koa dia nahalalany menatra sy nahafantarany ny atao hoe [[ratsy]]. Noho izany dia nanozona ny bibilava sy ny tany Andriamanitra. Nambaran' Andriamanitra tamin-dravehivavy sy tamin-dralehilahy ny ho vokatry ny fahotany. Avy eo noroahin' Andriamaitra hiala avy tao [[Edena]] izy ireo. == Jereo koa == * [[Eva]] * [[Kaina]] * [[Abela]] * [[Seta]] * [[Biôgrafia]] ===Rohy ivelany=== * Ao amin'i Freebase: [https://www.freebase.com/m/09_c5v] [[sokajy:Biôgrafia]] {{vangovango}}
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Adam
: Liens de site, Déclaration : P18, Description : mg
endrika miasa eto amin'ity pejy ity:
Endrika:!-
(
hanova
)
Endrika:Infobox olona
(
hanova
)
Endrika:Style afatra
(
hanova
)
Endrika:Style hafatra
(
hanova
)
Endrika:Vangovango
(
hijery ny fango
) (voaaro an-tàpany)
Endrika:Wikidata image
(
hanova
)