[go: nahoru, domu]

Aller au contenu

Fanakonam-bolana

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 4 Jiona 2024 à 04:06 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Fahamaizinan' ny Volana amin' ny fotoan' ny diavolana)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Fanakonam-bolana tamin' ny taona 2019

Ny fanakonam-bolana dia fanakonana mitranga isaky eo amin' ny aloky ny Tany ny Volana. Raha jerena avy eny amin' ny Volana dia fanakonan' ny Tany ny Masoandro izany. Mitranga izany amin' ny fotoana tokony hahazoan' ny Volana fahazavana, ary rehefa mifanitsy na manakaiky ny mifanitsy ny Masoandro sy ny Tany ary ny Volana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]