[go: nahoru, domu]

Aller au contenu

Ivo (jeômetria)

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 8 Janoary 2024 à 11:52 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (→‎Jereo koa)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

Ny ivo dia teboka tokana izay mampitovy elanelana amin' ny teboka miavaka hafa rehetra amin' ny zavatra ara-jeômetria sasany. Ny faribolana sy ny kapila sy ny bola ary ny kantsana, ohatra, dia manana ivo. Manana ivo koa ny efamira, ny mahitsizoro, ny miraefadafy, ny roazodafy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]