Adresa
:
[go:
nahoru
,
domu
]
Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Sorinama
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Amin'ny tetikasa hafa
Zavatra Wikidata
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[sary:Flag of Suriname.svg|thumb|Sainan' i Sorinama|271x271px]] [[sary:SUR orthographic.svg|thumb|200px|Toerana misy an' i Sorinama eto amin' izao tontolo izao]] I '''Sorinama''' na '''Sorinamy''' dia firenena ao [[Amerika Atsimo]] manana morontsiraka ao amin' ny [[Ranomasimbe Atlantika]]. I [[Paramaribo]] no renivohiny sady tanàna lehibe indrindra any. Ny faritr' ora dia -3. Mirefy 163 821 km<sup>2</sup> ny velarany ary miisa 566 846 ny mponina ao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2013. ==Firenena mifanolo-bodirindrina== [[Sary:Suriname1991 Karte umstrittene Gebiete.jpg|vignette|246x246px|left|Sarin-tanin' i Sorinama]] Sorinamea dia eo anelanelan'i [[Goiana]] sy [[Goiana Frantsay]] eo amin'ny morontsiraka Atlantika Amerika Atsimo. Manamorona an'i [[Brezila]] any atsimo ny firenena ==Mponina== Misy vondrom-poko maromaro ny ao Sorinama: ny [[Indô-Pakistaney]] (mihoatra ny 27.4 %), ny [[Kreôla]] (mahery kelin' ny 21,7 %), ny [[Indôneziana (vahoaka)|Indôneziana]] (13.7 %) ary ny [[Afrikana mainty hoditra]] (15.7 %), 13,4% eo ho eo, 7,6% ny vondrona hafa, toy ny Sinoa, Arabo (Kristianina Syriana, Palestiniana ary Libaney), Eoropeana ary vazimba teratany. Ny [[hindoisma]] sy ny [[kristianisma]] ary ny [[silamo]] no fivavahana be mpanaraka any. Ny vohon-tanin' i Sorinama dia ahitana [[Tany lemaka|lemaka]] amorontsiraka be [[honahona]] any avaratra, sy [[lembalemba]] ao afovoan-tany, ary faritra be [[tendrombohitra]] rakotra ala mikitroka any atsimo. Renirano maro no mamakivaky an' ity firenena ity. Zanatany neerlandey taloha i Sorinama izay nahazo ny fahalevan-tenany tamin' ny taona 1975. ==Toekarena== Ankapobeny: Tamin'ny fotoan'ny fanjanahantany, Sorinama angamba no zanatany fambolen-kazo nahazo tombony be indrindra tany [[Nederlandy]], ary naondrana indrindra ny [[siramamy]]. Ankoatra ny [[volamena]] dia aondrana ihany koa ny menaka mineraly, ny [[solika]], ny [[hazo]], ny [[vary]], ny [[akondro]] ary ny [[trondro]]. Mandra-pahatongan'ny taona 2015 dia nanana anjara fanondranana lehibe ny [[baoksita]]. Ny harin-karena faobe isan-kapita dia 6.333 dolara amerikana tamin'ny taona 2016, izay mametraka ny haavon'ny fanambinana eo amin'ny faritra afovoany amin'ireo firenena any [[Amerika Atsimo]]. Namokatra ambim-bola tokony ho 1,2 lavitrisa dolara teo anelanelan'ny taona 2004 sy 2008 i Sorinama. Ny akora [[volamena]], [[menaka]] ary baoksita dia nanome 81% amin'ny fidiram-bolan'ny fanondranana rehetra tamin'ireo taona ireo. Ny volamena izao no manana anjara lehibe indrindra amin'ny fanondranana (hatramin'ny taona 2021) Ny toekaren' i Sorinama dia mifototra amin' ny [[harena an-kibon' ny tany]] ([[baoksita]], [[vy]], [[varahina]], [[volamena]] ary [[nikela]]) ary koa amin' ny fitrandrahana hazo ao amin' ny ala midadasika. ==Tetibolam-panjakana== Tamin’ny taona 2016, tafiditra ao anatin’ny tetibolam-panjakana ny fandaniana mitentina 664 tapitrisa dolara, raha oharina amin’ny vola miditra mitentina 470 tapitrisa dolara. Izany dia miteraka tsy fahampian'ny tetibola 5,4% amin'ny harin-karena faobe. Ny trosa nasionaly dia 660 tapitrisa dolara tamin'ny taona 2005, na 37,0% amin'ny harin-karena faobe. Ny anjaran'ny fandaniam-panjakana (2019, amin'ny %-n'ny harin-karena faobe): *[[Fahasalamana]]: 6,8% *[[Fampianarana]]: 5,0% *[[Miaramila]]: 1,2% (2019) ==Rafitra fitantanana== Mizara ho distrika folo i Soriname: * [[Brokopondo (Distrika)|Brokopondo]], 15.909 mpoina, 7364 km² ([[Brokopondo]]) * [[Commewijne]], 31.420 mpoina, 2353 km² ([[Nieuw-Amsterdam (Sorinama)|Nieuw Amsterdam]]) * [[Coronie]], 3391 mpoina, 3902 km² ([[Totness]]) * [[Marowijne]], 18.294 mpoiuna, 4627 km² ([[Albina (Sorinama)|Albina]]) * [[Nickerie]], 34.233 mpoina, 5353 km² ([[Nieuw-Nickerie]]) * [[Para (Distrika)|Para]], 24.700 mpoina, 5393 km² ([[Onverwacht (Sorinama)|Onverwacht]]) * [[Saramacca]], 17.480 mpoina, 3636 km² ([[Groningen (Sorinama)|Groningen]]) * [[Sipaliwini]], 37.065 mpoina, 130.567 km² (tantanin'ny [[Paramaribo]]) * [[Wanica]], 118.222 mpoina, 443 km² ([[Lelydorp]]) * [[Paramaribo (Distrika)|Paramaribo]], 240.924 mpoina, 182 km² (Renivohitra) (amin'ny fitambarany: 541.638 mpoina; Census 2012) == Jereo koa == * '''Firenena ao Amerika:''' [[Antigoa-sy-Barboda]] - [[Arjentina]] - [[Bahamasy]] - [[Barbady]] - [[Belizy]] - [[Bôlivia]] - [[Brezila]] - [[Dôminika]] - [[Ekoadôra]] - [[Etazonia]] - [[Goatemala]] - [[Goiana]] - [[Grenady]] - [[Haitỳ|Haity]] -[[Hôndorasy]] - [[Jamaîka]] - [[Kanada]] - [[Kiobà|Kioba]] - [[Kôlômbia]] - [[Kôsta Rika]] - [[Meksika]] - [[Nikaragoa]] - [[Orogoay]] - [[Panamà|Panama]] - [[Paragoay]] - [[Però]] - [[Pôrtô-Rikô|Pôrtô Rikô]] - [[Repoblika Dôminikana]] - [[Salvadôro]] - [[Santa Losia]] - [[Santa-Kity-sy-Nevisy]] - [[Santa-Vinsanta-sy-Grenadina]] - [[Silia]] - [[Sorinama]] - [[Trinite-sy-Tôbagô]] -[[Venezoela]] * '''Kôntinenta eto an-tany:''' [[Afrika]] - [[Amerika]] ([[Amerika Avaratra]] - [[Amerika Atsimo]]) - [[Azia]] - [[Eorôpa]] - [[Ôseania]] - [[Antarktika]] {{reflist}} {{commonscat|Suriname}} [[sokajy:Sorinama|*]] [[Sokajy:Firenena ao Amerika Atsimo]] [[Sokajy:Amerika Atsimo]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Sorinama
: Liens de site, Description : mg
endrika miasa eto amin'ity pejy ity:
Endrika:Commons
(
hanova
)
Endrika:Commons category
(
hanova
)
Endrika:Commonscat
(
hanova
)
Endrika:Reflist
(
hanova
)
Endrika:Sec link/normal link
(
hanova
)
Endrika:Sec link/normal url
(
hanova
)
Endrika:Sec link/text
(
hanova
)
Endrika:Sec link auto
(
hanova
)
Endrika:Sec link image
(
hanova
)
Endrika:Side box
(
hanova
)
Endrika:Sister
(
hanova
)