[go: nahoru, domu]

Aller au contenu

Evanjelin' ny Nazareana

Avy amin'i Wikipedia

Ny Evanjelin' ny Nazareana dia evanjely tsy fantatra na nisy na tsy nisy marina fa ara-petra-kevitra nataon' ireo manam-pahaizana sasany avy amin' ireo tonon-tsiahy hita ao amin' ny literatiora patristika avy amin' ny evanjely jodeô-kristiana tsy kanônika.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]