[go: nahoru, domu]

Aller au contenu

Isa voasaina

Avy amin'i Wikipedia
Ny toera' ny isa voasaina (Q) ao amin' ny karazan' isa samihafa.

Ny isa voasaina dia izay isa mety ho vokatry ny fizarana isa tsimivaky amina isa tsimivaky tsy mira aotra. Azo soratana ho a/b, ka a sy b dia samy tsimivaky ary b dia tsy mira aotra. Ohatra: ½, ⅔, ¾, ⅜.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]