[go: nahoru, domu]

Aller au contenu

Nosy Madame

Avy amin'i Wikipedia

Ny Nosy Madame na Ilôt Madame dia nosy kely any andrefan' i Sainte-Marie, akaikin' Ambodifototra, ao atsinanan' i Madagasikara. Misy seranan-tsambo antsoina hoe "Port Louquez" ao amin' ny helodranony.

Misy tranom-bakoka natokana ho fahatsiarovana ny jiolahin-tsambo izay mitahiry ny zavatra hita tao amin' ny helodranon' Ambodifototra ny ao amin' io nosy io. Ny hoe Nosy Madame dia fanomezam-boninahitra ny zanakavavin' ny mpanjakan' i Frantsa.