[go: nahoru, domu]

Aller au contenu

Sahatandra

Avy amin'i Wikipedia

I Sahatandra dia reniranon' i Madagasikara izay mamakivaky an' Andasibe sy Moramanga ao amin' ny faritra Alaotra-Mangoro, sady mamakivaky koa ny valan-javaboarin' Andasibe-Mantadia ka hatrany Mahambo (faritra Analanjirofo).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]